Teny iditra fangirihana (hirika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandoahana: Fangirihana hazo
Fitadiavana hahalala izay ao am-pon' ny sasany: Fangirihana ny hevitrao no nanaovany izany fanontaniana izany
Faniriana mafy haharo: Fangirihana an' io fanaka io no nisamborany vola [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05