Teny iditra | fangotsoka | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fangirifirian' ny alahelo, fanaintainana: Tsy hay lazaina ny fangotsoko tamin' izaho tsy afa-panadinana Fetsy ratsy, konjo: Tsy nahita olona fangotsoka ohatra an' iny zazalahy iny aho [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |