Teny iditra fanidiana (hidy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay tsy hahafahan' ny varavarana mivoha; fisakanana na fandrarana tsy ahazoa-mandeha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Fermeture [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20