|
|
|
|

Teny iditra1  fanihisana
Fototeny  2  hihy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fikikisana; fanalana ny hodi-malemin' ny mangahazo; fanalana ny voany amin' ny babinkatsaka [1.1]

Fivaditsoratra  5  fanihisana, fanisihana, fihasinana, Fihasinana, hanifisana, nifisahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20