Teny iditra | faninana (inana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina maninana, miezaka hanao mihoatra noho... Fifaninanana, fampiadiana fahaizana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui à qui on s’oppose, rival, manière de lutter contre [1.3] | |
Fivaditsoratra | fananina, faninana, fin-anana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |