| Teny iditra | 1 faninefany |
| Fototeny | 2 inefatra |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Famerenana asa iray hatramin' ny inefatra: Faninefany izao no nahozoako loko: mba itsikian' ny vintana mihitay aho
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.75#xlvii] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 pour la quatrième fois
[1.3] |
| Ohatra |
7 Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala, nefa vahotra toy ny notanan-javatra, faninefany dia tafatsangana ihany izy, ka nitsaitsaika, ndrao matory izy ka manaitra azy.
[2.324]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|