|
|
|
|

Teny iditra1  fanintontsintona
Fototeny  2  sintontsintona
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  5  Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo [1.1]
Tovy hevitra  6  fanintona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20