Teny iditra | fanira (ira) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manira na mandamina ny landy voafoly ho amin' ny fantaka [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanary, fanira, farany, farina, finara, firana, rafina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |