Teny iditra | 1 fanirahana |
Fototeny | 2 iraka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy 5 Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben' ny Governemanta ny fanirahana olona hamitrana fihavanana [1.1] |
Fivaditsoratra | 6 fanahirana, fanirahana, fiharanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |