Teny iditra | faniraka (iraka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina maniraka [1.1] | |
Teny iditra | faniraka (iraka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Voatendry matetika hanao iraka: Izaho no faniraka ato an-trano, hoy Ikoto [1.1] | |
Fivaditsoratra | Afrikana, fanakira, faniraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |