Teny iditra | fanirakiraka (irakiraka (iraka)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona ampanaovina ny irakiraka rehetra, na ao an-tokantrano na any amin' ny toeram-piasana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A messenger boy [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Planton, messager [1.8] | |
Mpanahaka | tongotr' olona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |