Teny iditra | 1 faniritra |
Fototeny | 2 iritra |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manitrika ao anaty rano, mandevina, amin' ny fasana vonjy maika 5 Azo alevina amin' ny fasana vonjy maika [1.1] |
Fivaditsoratra | 6 faniritra, finaritra, firanitra, fitrirana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |