Teny iditra (1/3) | 1 faniry (iry) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 Ce qu'on veut désirer, désirable, manière de convoiter [1.3] |
Ohabolana | 4 Ohabolana misy io teny faniry io |
Teny iditra (2/3) | 5 faniry (tsiry) |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Fomba na toetran' ny zavatra maniry: Tsara faniry itỳ taho-mangahazo itỳ [1.1] |
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny faniry io |
Teny iditra (3/3) | 10 faniry |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
13 (de tsiry : jeunes pousses) Nom des plantes à croissance rapide. Plus spécialement : Gomphocarpus fruticosus (L.) W.T. Aiton (Apocynaceae). Très commune surtout dans les lieux humides. Médicinale. Excellent cardiotonique. De culture beaucoup plus facile que les strophanthus. Peut être également exploitée pour les fibres textiles d'excellente qualité que fournissent ses tiges. [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |