|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanisa (isa)
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba enti-manisa 4  Azo isaina: Tsy fanisa itony voan-javatra itony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  ce qu'on peut compter, manière d'énumérer [1.3]6  numération [1.13]

Teny iditra (2/2)7  fanisa (sisa)
Sokajin-teny  8  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  Fomba enti-manisa na mamela sisa 10  Azo asisa, azo amelana sisa: Ny hanina toy itony tsy mba fanisa, hoy ilay sarotra [1.1]

Fivaditsoratra  11  fanisa, fasina, fisana, safina, Sifaña

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20