|
|
|
|

Teny iditra1  fanjanaka
Fototeny  2  zanaka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manjanaka na manangana ho zanaka; fomba entina manàna
5  Azo zanahina [1.1]

Fivaditsoratra  6  Fanjakana, fanjakana, fanjanaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14