|
|
|
|

Teny iditra1  fanjifana (jifa)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena
Fanazavàna teny malagasy  4  fandaniana tanteraka [1.13]
5  fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62.mg#340]
Fanazavàna teny frantsay  6  consommation [1.13]
Ohatra  7  Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana. [4.27#2008/09/12]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  fañafinja, fanjifana, fifanjana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31