|
|
|
|

Teny iditra 1  fanjihitra
Fototeny  2 zihitra
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Fanditra sy fifamaliana, ady vava, ady antsanga. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 a dispute, a quarrel. See zihitra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 dispute, querelle, désaccord [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19