Teny iditra | fankaherezana (hery) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de fortifier [1.3] | |
Ohatra | Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola.
[2.117] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |