|
|
|
|

Teny iditra 1  fanoavana
Fototeny  2 toa
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  6 La soumission, l’obéissance, le motif pour obéir [1.3#704]
Ohatra  7  Tovolahy be herim-po sady feno fanoavana. [2.643#]
8  ny fanaovan-ko zavatra ny fanoavana ny fitsipi-pitondran-tena dia mandidy ny mpilatsa-kofidina ho Filoham-pirenena [4.27#]
9  Hajia: zavatra na vola fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sy ho fanoavana ny mpanjaka na ny tom-pomenakely na ny olona ambony. [2.436#]

Fivaditsoratra  10 fanaovana, fanoavana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19