|
|
|
|

Teny iditra1  fanodidina
Fototeny  2  hodidina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manodidina: Tsy milahatra tsara nefa mahafinaritro ny fanodidin' ny kintana ny volana
5  Azo hodidinina: Tsy fonodidina itỳ raharaha itỳ fa tokony hovantanina avy hatrany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14