Teny iditra 1/2 fanodirana (hoditra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanendahana na fiendahan'ny hoditra [1.1]

Teny iditra 2/2 fanodirana (toditra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanandramana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20