|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanofa
Fototeny  2  hofa
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manofa na manome vola saran'ny fipetrahana amin' ny trano iray
Azo hofana

Teny iditra (2/2)5  fanofa
Fototeny  6  hofa
Sokajin-teny  7  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fomba entina manofa, miantso manao famantarana amin' ny tanana; na manetsiketsika voam-bary ao anaty sahafa mba hialan' ny ampombo
Azo hofaina

Fivaditsoratra  9  fanafo, fanofa, nofafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21