Teny iditra | fanohatra (ohatra) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manohatra, na mampitaha Azo atao ohatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut mesurer, comparer, manière de comparer [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fanohatra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |