Teny iditra fanohinana (tohina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikasihana kely fotsiny; fampihetsehana fo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de toucher légèrement, l’instrument, le motif [1.3]
Ohatra ary ny fanohinana ny hatezerana, miteraka fifandirana. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29