Teny iditra | fanohitra (tohitra) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy Azo toherina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce à quoi on peut résister, manière de résister [1.3] | |
Ohatra | Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza?
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
![]() |