|
|
|
|

Teny iditra1  fanoitra
Fototeny  2  oitra
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fitaovam-piasana
Fanazavàna teny malagasy  5  Vy na hazo anaingana zava-mavesatra
6  Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra no anisan' ny fanoitra lehibe mahatonga ny olona hiasa [1.1]
7  mpamporisika na mpanentana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8  a lever [1.2, 1.7]
9  [Mod. s. from manoitra (oitra)] a handspike, a crow-bar. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  levier [1.8, 1.13]
11  facteur stimulant, aiguillon [1.13]
Ohatra  12  Tao no noheveriko fa fanoitra nanetsehana ny sekoly. [2.356#]
13  lalahy no fanoitra nanainga ahy hiakatra taty anaty ala taty. [2.643#]
14  ny tena hevitry ny hoe mioitra dia manainga vato amin'ny fanoitra. [2.313#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  atrifano, fanoitra, fianotra, trafoina

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/29