Teny iditra (1/2) | 1 fanondrana |
Fototeny | 2 ondrana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manondrana, na mandefa zavatra amin' ny lakana na sambo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Ce qu’on embarque, manière d’embarquer [1.3#466] |
Teny iditra (2/2) | 6 fanondrana |
Fototeny | 7 ondrana |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Fomba na toetran' ny olona manondrana, na mihetsika hadalana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 L’air imbécile [1.3#466] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 fanandrano, fandronana, fanondrana, fondranana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |