|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanondrehana
Fototeny  2  ondrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fampileferana, fampironana, fampiraihana (ny loha) [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fanondrehana
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny anglisy  8  [Rel. s. from manondrika (ondrika).] Herbs. Sopubia sp. and Limn. Ophila toreioides, Baker. The latter is the same as marotonona and ramofaritra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  (racine ondrika : action de ployer, de s'incliner) Nom donné à plusieurs plantes herbacée du bord des eaux qui ploient facilement et suivent les fluctuations du niveau des mares. Ce sont surtout :
10  Mimulus madagascariensis Benth. (Plantaginaceae) (= Limnophila torenioides Baker) [Betsileo] [1.196]
11  Sopubia madagascariensis Benth nom illégitime. (Orobranchaceae). [Bezanozano] [Merina]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13  fandrenohana, fanondrehana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05