|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanongana
Fototeny  2  ongana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manongana, izany hoe manjera, manesotra amin'ny raharaha, mampietry voninahitra
5  Azo aongana, tokony haongana: Fanongana ny lehibe tsy mihevitra afa-tsy ny hameno paosy toy ireny [1.1#271]
Fanazavàna teny frantsay  6  ce qui mérite d'être renversé, celui qui mérite d'être dégradé, manière de renverser [1.3#467]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  fanongana
Fototeny  9  songa
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Famoretana, fanaingana kely ny ilany [1.1#271]
Fanazavàna teny frantsay  12  l'action de retrousser, de soulever, de relever les bords, la cause [1.3#630]

Fivaditsoratra  13  fanangona, fangonana, fanongana, fonganana, nafongana, nanangafo, nofangana

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09