Teny iditra | 1 fanonganana |
Fototeny | 2 ongana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10.mg#285] ekskomonikasio 5 [1.1] Fanjerana zavatra ka ny lohany no atao ambany; fanesorana, fampietrena olona amin' ny toerana ambony nisy azy |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.10.fr#285] excommunication 7 [1.3] l'action de renverser, le motif |
Ohatra |
8 Efa noheverina elaela ihany io fanonganana io. [2.366] 9 Raha misy ny fandikàna ny andàlana etsy aloha, dia ambaran' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny sazy fanonganana. [1.320] |
Lahatsoratra |
10 Randzavola: fanonganana ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 11 anafonganan, fanangonana, fanonganana, nanafongana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |