Teny iditra |
fanontana
(tonta)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanjerana: Fanontana kanonta Fanaovana printy boky na gazety: Trano fanontana boky Fampidirana anaty lasitra: Fanontam-biriky Fanontam-bola [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from manonta (tonta).] A press, a printing press. The word presy is more frequently used now. [1.2]
|
| Printing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action d'imprimer [1.8]
|
| édition [1.13]
|
Ohatra |
1 | Dia ny fanontana azy hisy soratra.
[2.366]
|
2 | Teo amin' ny fanontana no tsy mbola nisy ny "ronéo» fa "páte à modeler» no nisarihana azy.
[2.356]
|
|
Kamban-teny |
|
|