Teny iditra (1/2) | 1 fanontany |
Fototeny | 2 ontany |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manontany 5 Azo anontaniana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce qu’on peut demander, celui à qui on peut demander, manière de demander [1.3#469] |
Ohatra |
7 Tsy mba fanontany momba ny miaramilam-potaka ireny. [2.472#] |
Teny iditra (2/2) | 8 fanontany |
Fototeny | 9 tonta |
Sokajin-teny | 10 anarana fanonta sy mpisolo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |