Teny iditra fanorenana (orina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsaboana [1.1]
 Fanamboarana, fananganana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A foundation. See fanambaniny (ambany). [1.2]
 The act of founding; a foundation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de fonder; fondation [1.8]
 Construction [1.13]
Ohatra 
1ny tahotra an-dRakelimalaza no isan' ny fanorenana ny fahefam-panjakana. [2.508]
2Rehefa vita ny lafiny telo amin' ny fanorenana ny Fehifehy: Tatao sy Jiro; [2.245]
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12