Teny iditra fanorotoro (torotoro)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manorotoro, mamotipotika
Azo torotoroina [1.1]
Ohatra ary hiandry azy amin' ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin' ny Raiko. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14