|
|
|
|

Teny iditra1  fanotronana
Fototeny  2  otrona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Famihinana amin' ny sandry sy ny tanana roa; fanodidinana
5  Fiarahana amin' ny olona iray mba hiaro na hanome voninahitra azy: Misaotra indrindra amin' ny fanotronanareo anay amin' izao andro lehibe izao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  L’action d'escorter [1.3#473]
Ohatra  7  Arahaba omen-kasina re ry lahy satria mihaona isika ary isaorana mitafotafo reroy amin' ny fanotronana sy famaliana ny antso. [1.368#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08