Teny iditra (1/2) | 1 fanovoka |
Fototeny | 2 ovoka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manovoka; na manala, manesotra, mantsoaka |
Teny iditra (2/2) | 5 fanovoka |
Fototeny | 6 ovoka |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.13] karazana famaky sady mifaingoka no fisaka ny lelany |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.13] herminette |
Voambolana |
10 Fitaovam-piasana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |