|
|
|
|

Teny iditra1  fantara
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haikintana
Fanazavàna teny malagasy  4  kintana mifindra [Sihanaka] [1.78]
5  Tainkintana
6  Zavatra mangatsiaka be milatsaka avy eny amin' ny habakabaka
7  Fanozonan' ny ray aman-dreny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  a meteor supposed to fall from the atmosphere and prove fatal to those on whom it descends. Comp. tainkintana. [1.2]
9  a falling star [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  météore, étoile filante [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny fantara io

Fivaditsoratra  13  fantara, fatrana, trafana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11