Teny iditra | 1 fantsakàna |
Fototeny | 2 tsaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fakana rano eny an-doharano: Mafana ery ny resaky ny zatovovavy eny am-pantsakana rano 5 Loharano na lavadrano namboarina hanovozan-drano: Latsaka tao am-pantsakana ny rojon' i Fara. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [Rel. s. from mantsaka (tsaka).] A well, a spring, a fountain. See loharano. [1.2] 7 a well or spring where water is drawn [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 puits ou source où l'on puise de l'eau [1.8] 9 puits [1.13] |
Ohatra |
10 Fady ny manisy ratsy amin' ny fantsakana. [1.437#] 11 Lavitra loatra, hoy izy, ny fantsakana eny andafy atsimo. [2.445#] |
Mpanahaka | 12 kirijy, lava-drano, lohaRAno, vovo |
Lahatsoratra |
13 Randzavola: fantsakana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |