| Teny iditra (1/2) | 1 fantsona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Zavatra hoboka aty natao hikorianan' ny rano, indrindra ny rano avy any an-tafontrano (fiteny koa indraindray ny hoe fanjona).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 a spout, a water-pipe, the means of carrying off water.
[1.2] 14 a tube, a drainpipe [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 tuyau, drain
[1.8] 16 tuyau [1.13] |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe fantsona |
| Teny iditra (2/2) | 18 fantsona |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 [Provincial] a wooden peg
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 21 fanantso, fantsona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|