Teny iditra | 1 fao-dranomaso |
Singan-teny | 2 faoka, rano, maso |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vola famangiana omena ny tompon' alahelo raha mbola eo am-bohitra ny razana (tsara homarihina fa mbola misy anarana hafa omena ny vola famangiana amin' io fotoana io, toy ny hoe solon-tsosoa, ranombary tsy masaka, fa anarana hafa kosa no iantsoana ny vola famangiana amin' ny fotoana hafa: kofehy, solon-kofehy, rambondamba, zara levenana) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [ranomaso, tears.] A present given to the near relatives of a deceased person. |
Ohatra |
6 ny velona ampisotroinareo ranombary sy omena fao-dranomaso ary otroninareo, omen-kaja sy omem-boninahitra. [1.370#63] 7 Ny hafa kosa, raha vao mandre ny manjo, dia midodododo mamangy ka ny vola omena amin' izany dia solon-tsosoa na ranombary tsy masaka na koa faodranomaso [2.436#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |