|
|
|
|

Teny iditra 1  faohana
Fototeny  2 faoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Diovina amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny: Tsy nofaohanao tsara ny fanaka, anaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be wiped [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on essuie [1.8]

Fivaditsoratra  11 afahano, 12 anafaho, 13 anahafo, 14 fahoana, faohana, 15 foahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19