|
|
|
|

Teny iditra 1  faohina
Fototeny  2 faoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Esorina amin-kery sy haingana
9 Paohina, ongoahana: Nofaohin' ny papongo ny akohokelin' Ikoto
10 Angalarina atao majifa: Nofaohin' ny mpangalatra ny entany tany an-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be carried off, as by a bird of prey
12 to be torn up. See paoka. [1.2]
13 to be carried off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on rafle [1.8]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 anafiho, 17 faohany, faohina, 18 fiahona, 19 fianaho, 20 fihaona, 21 hofaina, 22 ifahano, 23 ifohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21