|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  fara
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy
(ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa
Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.]
5  [1.7] the last; the supreme; a descendant, a child
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] final, dernier, suprême
7  [1.82] [Taisaka] fin
8  [1.54] dernier-né
9  [1.8] le dernier; descendant, descendance; cf. farana
Voambolana  10  Fifandraisana: fianakaviana
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
Mpanahaka  14  farana
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran' olona 
Anaran-toerana 
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny fara io

Teny iditra (2/8)30  fara
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32  [1.1] Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana,
Fanazavàna teny frantsay  33  [1.3] (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité
Tovy hevitra  34  farafara

Teny iditra (3/8)35  fara
Sokajin-teny  36  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  37  [1.2]
Sampanteny 
38  Matoantenin' ny iharana :
39  Mpamaritra :

Teny iditra (4/8)40  fara
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny malagasy  42  [1.78] [Taimoro] fijinjana vary, fararano
Kamban-teny 
Ohabolana  44  Ohabolana misy io teny fara io

Teny iditra (5/8)45  fara
Sokajin-teny  46  anarana
Fanazavàna teny malagasy  47  [1.78] [Taimoro] ampinga, aro
48  [1.78] [Taisaka] ampinga
Fanazavàna teny frantsay  49  [1.82] [Taisaka] bouclier
Voambolana  50  Miaramila

Teny iditra (6/8)51  fara
Sokajin-teny  52  anarana
Fanazavàna teny malagasy  53  [1.1] Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina

Teny iditra (7/8)54  fara
Sokajin-teny  55  anarana
Fanazavàna teny frantsay  56  [1.196] (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [Mahafaly]
Voambolana  57  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/8)59  Farà
Sokajin-teny  60  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  61  [2.996] Phurah
Fanazavàna teny frantsay  62  [2.996] Pura
Voambolana  63  Soratra Masina
Tovy hevitra  64  pora
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  65  Toko sy andininy momba Farà

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30