|
|
|
|

Teny iditra1  farafarana
Fototeny  2  farafara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  asiana fepetra mazava tsara mba tsy hisy fifanolanana any aoriana: Aoka hofarafaraina tsara na fanekentaika alohan' ny hanaovana sonio [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be declared beforehand, to be given notice of. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny farafarana io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31