Teny iditra | 1 farofy |
Fototeny | 2 rofy |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mararirary matetika, tsy salama fa manana aretina, farary |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Mod. s. from marofy (rofy).] A sickly person, a valetudinarian, a confirmed invalid. 6 [1.7] chronically invalid |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] maladif |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 9 farary |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny farofy io |
Fivaditsoratra | 11 farofy, fifora |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |