Teny iditra | fase | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Ilay maranitra amin'ny tongotr'akoholahy, fantsy, zavatra tafiditra anaty tongotra na tanana ka marary [1.78] | ||
Teny iditra | fase | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo] Sable [1.68] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | fase, safe, sefa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26 |