|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fasika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces.
5  [1.7] sand
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] sable
Ohatra  7  [2.356#62] Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana.
8  [2.442#94] Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika.
Voambolana  9  Haibolantany
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny fasika io

Teny iditra (2/2)24  fasika
Sokajin-teny  25  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.1] Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay
Fanazavàna teny anglisy  27  [1.2] fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces.
Sampanteny 
28  Anarana :

Fivaditsoratra  29  fasika, fikasa, fisaka, fisàka, sifaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/19