|
|
|
|

Teny iditra1  fatam-pera
Singan-teny  2  fatana, fera
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  (na fatan' arina, no tsaratsara kokoa) zavatra namboarina manokana ho fanaovana afon' arina [1.1]
Tovy hevitra  5  fatan' arina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15