| Teny iditra | 1 fatrana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Tandroy] tany fiandrasan'omby: Tsy eo ty valiko fa ninday aombe ampatsañe añe
[1.78] 5 Tany mazava afak' ala; hoak' ala 6 Ny toerana avoavo tafasaraka amin' ny ala ary kaohin' ny riaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 an open space in the forest
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 un espace découvert, dénudé dans la forêt ou au-delà de la forêt
[1.3#158] 9 steppe [1.13] 10 [Merina+Betsileo+Tanala] Clairière dans une forêt, souvent provoquée artificiellement pour la culture du riz de montagne. Par extension, tout espace dénudé comme les terre-pleins qu'on aménage entre les rizières pour faire sécher le riz et le battre. C'est de là que tire son nom le village d'Anosipatrana, près de Tananarive. [1.196] |
| Voambolana | 11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fatrana |
| Fivaditsoratra | 13 fantara, fatrana, 14 trafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|