|
|
|
|

Teny iditra1  fefiloha
Fototeny  2  fefy, loha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ampiantany kely izay atsangana mba hisakana ny rano tsy hihoatra. (Ny niavian' io teny io, araka ny nolazain' ny tantara, dia ny hevitra hoe "mba ho fefin' ny loha tsy ho tapaka", satria, hono, nanao lalàna faran' izay henjana Andrianampoinimerina fa izay vatan-dehilahy tsy marary nefa tsy tonga namonjy rano vaky mety hampirodana fo ampiantany io dia notapahina ny lohany)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] an embankment, an artificial bank raised on both sides of a river, a mound.
6  [1.7] a dike
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] digue
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny fefiloha io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07